Dikan'ny teny : fefika
Hampiditra dikany hafa
p.t.: Rendrika, vaky nidona tamin'ny harambato: Fefika tany akaikin'i Vohimaro ny sambo. f• H•o.: Vaky: Fe fika ilay atody vao novidina, ~ Lany harena, maty antoka: Fefika ilay mpivarotra tao akaikinay, - t.i.f.: Fefehina, afefika, voafefika, tafafefika 1 manie-film, famefika, mpamefika 1 amefehana, famefehana 1 mifefika, fifefika, mpifefika 1 mahafefika.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha