Dikan'ny teny : fefena

Hampiditra dikany vaovao
1 (fefy) mt.ih. (fefeo): Asiana fefy, asianavala, asiana zavatra miaro manodidina: Hofefeko ny tanimboliko mba tsy hidiran'ny akoho. / Fefen'ny reny ny zanany rehefa matory. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel