Dikan'ny teny : fe

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Faritry ny rantsam-batana axnbany hatreo amin'ny valahana no ho midina ka hatreo amin'ny lohalfka. Ahitsio
2 "Fa hoe" (teny ampiasaina eo anelanelan'ny teny roa mba hilazana fa anarany fotsiny ny teny lazaina no manao ny asa voalazan'ilay teny voalohany saingy hoe ma-nana ny toetra voalazan'ilay teny faharoa, fa raha ny marina tsy izany velively): Mitsangom-pe olona: mitsangana fa hoe olona, mitsangana saingy hoe olona, fa tsy ma-nana ny tena maha-olona. Ahitsio
3 Teny kely ampiasaina eo anelanelan'ny teny iray miverina indroa, ilazana toetra na asa tsy zarizary: Manao fe manao: zara raha manao, manao tsy zarizary. (Tsara homarihina fa ity teny itq dia mifanohitra amin'ilay teny hoe: "dia", izay mitovy fampiasa indrindra aminy fa ny heviny kosa mifanohitra amin'ny azy: Manao dia manao: tena manao marina tokoa). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel