Dikan'ny teny : fay

Hampiditra dikany vaovao
1 p. t. : Tsy sahy intsony fa nahita fahavoazana; matahotra ka tsy sahy mamerina izay natao teo aloha : Niialao afo Ibalita ka may : fay ny adala ka tsy te hiherika afo in tsony. ¶ M.h. : Fay, lao, maso voa sakay, nahita faisana, nandray ny kiho, tsy tia vernira, tsy tia hiherika, tsy tia mainty, tsy tia mololo, leom-boananana, afon-dolo af on' angatra. Ahitsio
2 a. : Karazan-trondron-dranomasina boribory saingy fisaka eo an-tampony ary kely lava ny rambony, —.~ Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel