Dikan'ny teny : faty

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Vatan'olona na biby tsy misy aina intsony: Misy fatin-tsaka ao atsinanan-trano oo. ~ Fahafatesana: Faty hita izao ka hirosoana ihany, ~ Faharesena amin'nY kilalao; fahavoazana amin'ny loka: Mbola hanarina ny fatiko aho. ~ mt,: Enti-milaza ny ho avy amin'ny mt.'naty": Ho faty daholo ihany isika rehetra. i t.if,: Maty / mahafaty / ahafatesana, fahafatesana. ? F.-p.: Faty antoko: fahavoazana amin'ny varotra, izay mihatra amin'ny olona nivarotra zavatra latsaka no-ho ny masonkarena na izay nahazoany azy. / Faty be: heloka be vava vitana mpiray tetika maro. / Faty be mora efaino: mora ny inhala amin'ny raharaha be mpiray tetika, / Faty hanina na faty an-kanina: tenda an-kanina, sarotra an-kanina. / Faty hita: fahafatesana miharihary izao, loza efa mananontanona. / Faty lena: fatin'olona vao matY. / Fats, maina: fatin'olona efa maty ela ka avadika, / Fatim-balala: fahafatesana mandripaka olona be dia be: Nanao fatim-balala ny mPOnina tamin'ny fotoanan'ny giripy espaniolina. / Valy faty: famelezana olona izay namely ny tena. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel