Dikan'ny teny : fatsora

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Fetsy, mahay mampiseho ny hafetseny na ny laingany amin'ny endrika somary hatsikana na be vazivazy; mpamitaka malama vava, mpandaingalainga, kapotsaka. ΒΆ M.h.: Jer. FetsY. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel