Dikan'ny teny : fatritra

Hampiditra dikany vaovao
1 P.t.: Ratsy fiaina, tsy tsars toetra, tsy maotina: Fatritran'olona ilay zazalahy iny, anaka, ka fadio ny miaraka aminy. ΒΆ M.h.: Batritra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel