Dikan'ny teny : fatratra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fifanizinana, fandentehana zavatra ao anaty toerana iray befahatanY, tsy ilana rindrany. i Fatrarana, voafatxa, afatratra / mamatratra, famatratra, mpamatratra / amatrarana, famatrarana / mifatratra, fifatratra, mpifatratra / ifatrarana, fifatrarana / mahafatratra. - F,-p,: ManaO fatro-maina: mihinam-bary amin'izao tes, misy fangarony. J Fatra-tsaonjo: enti-milaza olona maxo be indray entina ahivoka amin'ny fiara na lakana ka e-fa mifanitsa-kitro ers›. / Fatra-po: fitokiana tanteraka, tsy misy fetra. / Mahafatrapo: mahatoky tanteraka. Ahitsio
2 p.t.: Kanto, tsara tarehy aoka izany: Fatratra izany trano izany. e p.mt.: Aoka izany, izaitsizy: Miasa fatratra ianao izany. / Fatra-panao kitoatoa izy. ¶ M.h.: Babany, babantany, by, kanto, ngita, manga, mafotaka, marilritra, mantsalay, lalina, fanaperana, tanteraka, tontosa, tomombana, lavorary, isafatsiroa, tokana amantany, tsy roa aman-tany, tapitra ohatra, tapitra efatra, tsy misy toa azY, tsy manantsahala, tsy manam-paharoa, tonga lafatra, ary fenitra, farafarampony, baka lany sahaza, tsy misy tomika, maty paika, mangidy vato, lani-datsaka. * Ohab.: Izay fatra pandà ihany no manaiky: matetika ireo mikiribiby manda mafy ihany no milefitra manaiky amin'ny farany. / Izay fatrapiahiahy mpamosavy: izay miahiahy fatratra olona ho mpamosavy no mpamosavy. J Fatra-pifehy trano: mihevitra ny olona rehetra ho mp angalatra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel