Dikan'ny teny : fatrarana
Hampiditra dikany hafa
(fatratra) mt. pdr. (fatraro): Asiana... betsaka; sesehana: Nofatrarany uary ny efitra tao atsimo. / Nofatrarany totohondry ilay mpangalatro.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha