Dikan'ny teny : fatra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fomba ahafantarana ny haben'ny zavatra (rano na voan-javatra) amin'ny fanaovana azy ao anaty vata efa voamarika ho izao na izao ny habeny: Ataouy tsara fatra it? vary it?, - t.i.f.: Voafatra, afatra J mamatra, famatra, mpamatra / amarana, famarana f mifatra, fifatra, mPifatra 1 miPamatra, Ahitsio
2 a,: Habe, habetsahana, raha zavatra tay mba lanjaina na isaina, fa atao anaty vata efa famarana raikitra: Ohatrinona ny fatran'ny vary harotsaka, ry neny? ? Famarana: Monao ratai fatro ianao izany lahy! - F,-p,: Fa-bary, fa-drano: Famarana vary na rano. / Tonga fatra: mahafeno ny famarana, betsaka, lehibe, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel