Dikan'ny teny : fatotra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fangiazana amin' ny kofehy: Ratsy fatotra ilay alika ka losa, - t.i.f.: Fatorana, afatotra, voafatotra / mamatotra, famatotra, mpamatotra / amatorana, famatorana / mifatotxa, fifatotra, mpifatotra / ifatomna, fifatorana / mahafatotra. Ahitsio
2 a,: Aika voamboatra ary vita amboarany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel