Dikan'ny teny : fatitra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fanakiahana kely ny hoditra amin-java-maranitra toi ny antsy ka mampivoa-dra kely. - F,-p,: Fati-bolo: volo noraotina ka manaraka ny fihogo,/Fati-dra (fer. Fatidra). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel