Dikan'ny teny : fatiantoka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fahavoazana amin'ny zavatra iray fa kely noho ny nahazoana na nanamboarana azy no namarotana azy: Voan'ny fatiantoka aho tamin'iny uarotra iny. ? Ny elanelan'ny vola nahazoana na nanamboarana zavatra iray sy ny vola azo tamin'ny nivarotana azy indray: Telopolo no fationtoko tamin'ny nivarotako iny uorontsiloza iny, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel