Dikan'ny teny : fatana

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Toerana fanaovana afo ahandroana sakafo: Tay miala eo amorom-patana i nenibe fa mangatsiaka, hono. ~ H. i.: Toerana fihadiana volamena na fikarohana vatosoa. a F.-p.: Fatam-pera na fatan' arma (boroGara kokoa): zavatra namboarina manokana ho fanaovana afon'arina, / Halam-patana: ny manodidina ny fatana, J Halam-potana nauelon'ny razana: ny tanimbary lova avy amin'ny razana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel