Dikan'ny teny : fasika

Hampiditra dikany vaovao
1 o.: Potipoti-bato faran' izay madinika avy amin'ny tany: Afangaro amin'ny fasika ny simenitra. 1 p.t.: Be dia be; tsy hita isa, tsy tambo isaina: Fasika izay vahoaka nitaena ny Filohan'ny Nosy izay. - t.i.f.: Mamasipasika. - F,-p,: Fasi-poiaka: fasika malemy mora miletsy ka matetika koa mors ilentehana, / Milaza fasika: milaza lainga. / Ohatra ny fosika: be dia be, alinalina, tsy hita zambazamba. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel