Dikan'ny teny : fasana

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Lavaka na toerana namboarina handevenana ny maty. - F,-p,: Fasana aniritra: fa-sana atao vonjimaika ambara-pitondra ny maty ao amin'ny fasan-drazana; matetika ny fasana aniritra dia lavaka vita rarivato amin'ny lafiny efatra ka saronana vato fisaka izay atao rako-pasana, ka io no rangolahy amin'ny fasana aniritra. / Fasan'ny ntaolo na fosandrazana: fasam-pianakaviana malagasY izay toy ny trano misy faxafaxa vato mifanongoa an-daniny roa, ary amin'ny lafinY andrefana inlay ny rangolahy: vato fisaka atao varavarana mahazo mivoha sy mikatona avy eo anoloana. /Fasam-poana: efitra foana mova tsy ny lalantsara ao anaty fasana, eo anelanelan'ny varavarampasana sy ny aty fasana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel