Dikan'ny teny : fary

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Zavamaniry toy ny bararata ny habeny, misy vaniny sy tonony, arj' fifiaka fa mamy ny ranony ka mahatonga azy hanaovana airamamY, a F.-p.: Fory gasy: fary izay mifanety kely tij' tonony. / Farimanga: fary manopy me-na. f Farimaoisa: fary ampiasama amin'ny ala volon-jaza sY amin'ny fandidiani-poitra. f Forimaty: karazam-bahy mandadina fanao haingontrano. / Manao fary mitety reny: mitatf-bolana'ombieny ombieny. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel