Dikan'ny teny : faritsohana

Hampiditra dikany vaovao
1 (faritsoka) mt. pdr. (faritsohy): Kapohina amin'ny tsorakazo, tehafina: Nofaritsohany tsorakazo, tehamaina, ny zanany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel