Dikan'ny teny : faritra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Ny sisin-javatra: Lazao aiza avy ny faritr'i Ratai-lao. ~ Fetra mamangitra zavatra iray: Asivo faritra ny tokotanintsika, ΒΆ M.h.: Fangitra. - t.i.f.: Faritana, voafaritra, afaritra, finaritra 1 mamaritra, famaritra, mpamaritxa I amaritana, famaritana 1 mifaritra, fifaritra, mpifaritra 1 mahafaritra 1 fariparitra. - F,-p,: Fari-bava, finari-bava: izay voafaritry ny vava, tapaky ny vava, ny faxa hafatry ny olona iray. 1 Faribody: izay mahahenika fotsiny ny vodin'ny fasian-drano iray, kelY bitika: Rano fartbodin'ny zinga. / Voafari-body: enti-milaza asa na raharaha efa natomboka. 1 Faribolana: enti-milaza sary vorivory. 1 Faritany: fizaran-tany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel