Dikan'ny teny : faritana

Hampiditra dikany hafa
(faritra) mt.ih. (farito): Asiana faritra: Nofaritana ny tanimbolinay, 1 Ferana: Nofaritan'ny antenimieram-pirenena ny fahefan' - ny lehiben'ny fivondronana. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1563