Dikan'ny teny : farina

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fitohanana tsy mivalana ho an'ny zaza. / t.i.f.: Mifarina. Ahitsio
2 a.: Ny hoditra manify mihofakofaka amin'ny tarehy. Ahitsio
3 p.t.: Tsy mahateny tsara fa toy ny migadragadra ny feo, tsy mahahira tsara: Voan'ny vovoka aho omaly ka farina ny feoko, - t.i.f.: Mahafarina. - F.-p,: Farim-peo: tsy mahateny tsara fa migadragadra ny feo. I Hafarinam-peo: toetran'ny feo farina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel