Dikan'ny teny : farihy

Hampiditra dikany vaovao
1 a,: Tany lemaka lehibe feno rano mihandrona tsy mivoaka: Farihin'Alaotra. (Misy karazanY telo ny rano mihandrona amin'ny tany lemaka toy izany arakaraka ny halehibeny, ka nY farihy no lehibe indrindra, dia ny kamory, ary ny dobo no kely indrindra, ka itf farany mety ho vita-Nanahary na axin-tanan'olombelona). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel