Dikan'ny teny : faribolana

Hampiditra dikany vaovao
1 o,: Tsipika boribory feno tanteraka ka mitovy ny elanelan'ny teboka rehetra aminy amin'ny teboka iray eo afovoany. - F.-p.: Manao faribolana: mitandahatra manao boribory. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel