Dikan'ny teny : farary

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Enti-milaza olona marary lava tsy mety salama. ΒΆ M.h,: Farofy, tsy salama, tsy seheno, mavozo, malemy, marisarisa,malovilovy, o-sa, saozanina, marary ovana, tsy matanjaka, mangorera, tsy mahazo nofo, malezolezo, marafoka, migidredro. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel