Dikan'ny teny : fararemotra

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Ketrona hita amin'ny tarehy, toy ny an' ny olona te-hitomany noho ny harariana na fahavoazana na hakiviana. - t.i.f,: Afararemotra I mitararemotra, fifararemotra, mpifararemotra f ifararemotana, fifararemotana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel