Dikan'ny teny : fararano

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fizaran-taona manarakaraka ny fahavaratra, izany hoe hatramin'ny fevrie ka hatramin'ny avrily eo ho eo: mihenkena hatrany ny orana ka izany no' nahatonga ny anarany hoe "fararano". Amfn'io fotoana io no fahavokaran'ny ankabeazan'ny hazo fihinam-boa ary fiakaran'ny vary vakiamblaty, ka izany no mahatonga ny teny fararano ho mitovy hevltra koa amin'ny hoe "hatondrahana": Imamo fararanon-tapfa, larivo faroranom-bahoaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel