Dikan'ny teny : farara

Hampiditra dikany vaovao
1 a,: Karazan-javamaneno tsotra dia tsotra fa tahom-bary avy nojlnjaina no alain'ny ankizy ka tsofiny ataony kilalao; noho izany, amin'ny fararano ihany no misy azy: ankizy maro mihitsy indraindray no mampiaraka ka manorisory ny olondehibe; afa-tsy izany, nandrara ny zaza amin'ireny kilalao ireny ny Ntaolo fahiny raha tsy efa kelikely sisa ny vary eny an-tsaha, fa lazaina ho "nrampisy havandra". Ahitsio
2 a,: Karazan-javamaneno tsofina. fililiotra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel