Dikan'ny teny : farango

Hampiditra dikany vaovao
1 (Tsm) a.: Taolana lavalava noranitana ny tendrony roa, atao solom-pintana ka eo antenatenany no asiana ny kofehy: Indray takariva nandrahona: / Taitro ity sahona. / Fa tena mangeja, farango mandratra / Namely ny trotro. (Job. Rakotovao). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel