Dikan'ny teny : faraingososona

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Mari-tsoratra " " toa faraingo roa sosona anankiroa, ka ny voalohany atao eo alohan'ny tenin'olona lazaina, ary ny faharoa mamarana azy: Hoy i rainy tam in 'Isambilo hoe: "Mianara tsara fa sarobidy noho ny vola ny fianarana". Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel