Dikan'ny teny : farafara

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fandriana avoavo misy tongony ay tsikalany i petrahan'ny kidoro. - F.-p.: Faralara mandeha: I-rony farafara mahazo miforitra raha mandeha, na misy kodiarana kely. J Farafara vato: Ireo karazana talantalana vato ao am-pasana ampandriana ny maty. f Farafaran-tany: enti-milaza tany vita ambaratonga. f Farafara nandrian'ny mata: ny vehivavy vadm'ny maty. * Ohab.: Hazakazaka ambony farafara: samy manala izay ho afany: toe-javatra manahirana tsy misy hifanam-Piana fa samy miezaka manao izay vitany avy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel