Dikan'ny teny : fara

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Taranaka, dimby, solofo (tsy fampiasa irery afatsy amin'ny hoe "Arahaba nomen'Andriamanitra ny fara, mahazo fora". Fa matetika dia miaraka amin'ny tenY hoe "dimby": Hoderain'ny fora aman-dimby ny olona nahavita soa toa azy. I p.t.: (ampiasaina atao eo alohan' ny anarana). Amin'ny fotoana na amin'ny laharana aoriana indrindra: Nanao fora jery ny zanany .izy dia lasa. 1 Amin'ny laharana ambony indrindra: Tonga omin'ny fora voninahitra izy (tsara homarihina fa mitovy amin' ny hoe "farany" ihany ny hoe "fara",•saingy ny "faxa", atao alohan'ny anarana, ny "farany" kosa eo aoriana: farajery, fijerena farany). - t.i.f.: Mfafaxa, fiafaia, mpiafara j iafaxana, fiafarana. a Faran'ny aina: ny zanaka nateraka faxany indrindra. / Faran'ny lohany: Fitovizan-javatra mitohy hatrany: Faran'ny lohany amin'ireo zokinao teo aloha ital, anaka, ka mpampianatra indray koa ital no moka anao ho vady. Ahitsio
2 Farafara a.: Fepetra ifanarahana mialoha amin'ny fifanekena ifanaovana, i t.f.f.: Faxafaraina na faxafaxana, voafarafara, nofinarafaxa f mamarafara, famarafara f amarafarana, famarafarana / mahafarafara, Ahitsio
3 (fr. Phare) a.: Tilikambo avo misy fanala mirehitra amin'ny alma manondro ny lalana tokony halehan'ny sambo na ny fiaramanidina Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel