Dikan'ny teny : faoka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Famafana zavatra hampahadio na hanamainana azy. - t.i.f.: Faohana, faohina, voafaoka I mamaoka, famaoka, mpamaoka I amaohana, famaohana 1 mifaoka, fifaoka, ka, mpifaoka I ifaohana, fifaohana / mahafaoka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel