Dikan'ny teny : faohina
Hampiditra dikany hafa
(faoka) mt.th. (fao- hy): Esorina arnin-kery sy haingana. M.h.: Paohina, ongoahana: Nofaohin'ny papongo ny akohokeiin'Ikoto. 1 Angalarina atao majifa: Nofaohin'ny mpangaiatra ny entany tany an-trano.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha