Dikan'ny teny : fao-dranomaso

Hampiditra dikany vaovao
1 (faoka ranomaso) a.: Vola famangiana amena ny tompon'alahelo raha mbola eo am-bohitra ny razana (tsara homarihina fa mbola misy anarana hafa o-mena ny vola famangiana amin'io fotoana io, toy ny hoe solon-tsosoa, ranombary tsy masaka, fa anarana hafa kosa no iantsoana ny vola famangiana amin'ny fotoana hafa: kofehy, solon-kofehy, rambondamba, zara levenana). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel