Dikan'ny teny : fantsika

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Vy lavalava kely marani-doha hanakambanana ny hazo roa na maria t.i.f: Fantsihan, afantsika, voafantsika 1 marnants'. ka, famantsika, mpamantsika 1 amantsihana, famantsihana / mifantaika, fifantaika, mpifantsika / ifantaihana, fifantsilrana / mahafantaika. a F.-p. (Karazam-pantsika): Fantaika peta-doha: fantaika fisaka ny lohany. / Fanbika rezatra: fantffika lehibe. I Fantsika tailan-doha na vazimba loha: fantsika mifaraingo na miforitra ny lohany. / Fantsika uonobaibona: irony fantsika afeloka ka fisahina ao anatin'ny hazo ny lohany. f Fantsi-kiraro: fantrika madinika fanjairana kiraro. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel