Dikan'ny teny : fantatra

Hampiditra dikany vaovao
1 mt.ih. fototeny:Hay: Teny tsy fantatro no nifam-Piresahany. 1 HaY ny anarany sy ny maha-izy azy: Fantatro ny rainao. - t.i.f.: Fantarina / mamantatra, famantatra, mpamantatra J amantarana, famantarana 1 mahafantatra / ahafantaran, fahafantarana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel