Dikan'ny teny : fanovilono

Hampiditra dikany vaovao
1 (Tsm) a.: Bibikely mifono tapak'ahitra miaina sy miriaria any anatY rano ka mahafaty ny omby raha sendra voateliny. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel