Dikan'ny teny : fanovana

Hampiditra dikany vaovao
1 (ova) a.: Fanoloana hala: Tsy mahay mihitay ny mpianatra eto amin'ity sekoly ity: tsy misy fanafodiny afa-tsy ny fanovana ny mpamPianatra. ~ Fanamboarana ho hala, ho vaovao: Zouatra iray ihany no takiko, dia ny fanouana ny tehiko notapahinao. 1 Fampanjariana ho hafa: Ny asan'ny vavony sy ny aty ary ny taoua rehetra ao anaty, dia ny fanouana ny sakafo ho nofo sy rantsika, Ahitsio
2 (touana) a.: Fomba entina manĂ²vana, na manampy, manisy tovana. Ahitsio
3 Fanamboarana atao ao amin'ny rijan-teny mifehy ny rafitra iray . Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel