Dikan'ny teny : fanotronana

Hampiditra dikany vaovao
1 (otrona) a.: Famihinana amin'ny sandry sy ny tanana roa; fanodidinana. ? Fiarahana amin'ny olona iray mba hiaro na hanome voninahitra azy: Miaaotra indrindra amin'ny fanotronanareo anay amin'izao andro lehibe izao. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel