Dikan'ny teny : fanotrika

Hampiditra dikany vaovao
1 (otrika) a: Fomba entina manotrika, na mitahiry vain'afo ao anaty lavenona na mametraka voankazo amin'ny toerana tay azondrivotra mba ho masaka, na mampiery (miaramila). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel