Dikan'ny teny : fanotrehana

Hampiditra dikany vaovao
1 (otrika) a: Fitahirizana vain'afo ao anaty lavenona; fanaovana (voankazo) amin'ny toerana tsy azondrivotra mba ho masaka; fampierena (miaramila). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel