Dikan'ny teny : fanoto

Hampiditra dikany vaovao
1 (toto) a.: Fomba entina manoto: Ny fanoton'ny omby. ? Fitaovan entina mamotfpotika zavatra na mikosika ny vary akofsy hialan' ny hodiny ao anaty laona: Hazo boribory lovoiava mazdna ny fonoto. ? p.t.: Azo totoina: Ny tsoromaso tsy mba fanoto, - F,-p.: Fanoto nato: fanoto natao tamin'ny hazo nato / Fanoto vy: fanoto izay misy vy ny tendrony; baramina, anjaby lavalava fano fanoitra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel