Dikan'ny teny : fanosena
Hampiditra dikany hafa
(hosy) o,: Fanitsahana amin'ny tongotra; famakiana ny bainga amin'ny tanimbary mba hampahalemy azy ho azo amafazana na anetsan; fambaboan fananan'olona.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha