Dikan'ny teny : fanosehana

Hampiditra dikany vaovao
1 (tosika) a.: Fandronjenana mba hivoaka amin'ny faritra iray nhamotraka,fandroahana. Ahitsio
2 (tosika) a: Vy na varahina, miendrika kaoPY bitika kely, isisihan'ny fanondro ka entina manosika ny fanjaitra mba tsy hampaharary ny fanondro. ~ f, t.m.: Lanka; izay rehetra entina manosika ny sakafo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel