Dikan'ny teny : fanorona

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Karazan-kilalaon-drazana malagasy fampiasan-tsaina atao eo amin' ny fafana izay vakivakin'ny tsipika mifa-^apatapaka ka amin'ny fiadian'ireny tsipika ireny no ametrahan'ny mpilalao roa tonta ny vatony mitovy isa; misy fanoron-telo, dfmy ary ny an-tsivy, izay te-na malaza ary fanaon'ny olon-dehibe indrindra. i Mifanorona, fifano• ron, mpifanorona. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel