Dikan'ny teny : fanoro
Hampiditra dikany hafa
1.
a,: Zavamaniry fanao sesi-kidoro ny voniny ary fampandoavana ny raviny (Gomphocarpus Truc ticosus).
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
(toro) o.: Fomba entina manoro, 1 p. t.: Azo atoro.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha