Dikan'ny teny : fanorika
Hampiditra dikany hafa
(tsorika) a: Toetran' ny zavatra mikoriana: Ny fanoriky ny ranomasony nanaraka ny takolany no nampahonena ahy.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha