Dikan'ny teny : fanoratana

Hampiditra dikany vaovao
1 (soratra) a.: Fanaovana soratra: Efa mahay mamaky tsara it? zaza ity, fa eo amin'ny fanoratana no mbola votsa dia votsa. 1 Fandatsahana an-tsoratra: Etsy amin-dRamatoa etsy no fanoratana anarana. ? Famoronana lahatsoratra, boky: 0-lona kinga amin'ny fanoratana izy, ? Fampidirana amin' ny bokim-panjakana ny nanaovana ny sora-panambadiana: Tamin'ny alakamiay no natao ny fanoratana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel