Dikan'ny teny : fanorana

Hampiditra dikany vaovao
1 (orana) a: Fomba entina manorana, mamotsy, mandio (firavaka volamena na volafotsy). Ahitsio
2 (otra) a.: Fisafoana sy famoretana amin'ny ta-nana mba hampalefadefaka ny hozatra marary na vizana na mivonkina: Fanorana isan-kariva no nahafaka ilay henjankenJana tato amin'ny hatoko, Ahitsio
3 (torana) a.: Fomba entina manorana: Tsy mitovy ny fanorana ny marary hodidiana taloha sy ankehitriny, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel