Dikan'ny teny : fanopazana

Hampiditra dikany vaovao
1 (topy) a.: Fandefasana, fanatodihana ny maso mba hijery kely miserana: Fanopaza-maso indray mandeha monja amin'ireto zaza fadiranovana ireto no angatahiko aminao, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel